|
|
|
|

Entry1  vava lalana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ny tendron' ny lalana roa, na ny toerana manamorona ny lalana
Examples  4  [2.508#] Ny fanjakan' i Sakatovo no toy ny vavalalana miditra any Mahafaly avy ao avaratra atsinanana, tandrifin' i Bara izay niavian' ny fanafihana an' i Mahafaly indraindray.
Elementary words  5  vava, lalana

Anagrams  6  avalavalan, navalavala, valavalana, vava lalana

Updated on 2025/01/21