|
|
|
|

Entry1  lian-kanina
Elementary words  2  lia, hanina
Part of speech  3  locution
Examples  4  lian-kanina ireny amboa ireny; [2.996]
5  Lehilahy lian-kanina io, sady mpisotro divay sy sakaizan'ny poblikàna mbamin'ny olon-dratsy fiaina rehetra. [2.996]

Anagrams  6  lian-kanina, nakalaniny, nanakilany, nanalikany

Updated on 2023/05/20