Entry (1/4) | 1 hanina |
Root | 2 hana |
Part of speech | 3 participle |
Explanations in Malagasy |
4 Tsakoina dia atelina: Hano ny varinao [1.1] |
Explanations in English |
5 to be eaten, to be devoured, to be consumed. [Fiji kana; Mal. makan; Tagala kain; Battak pahan.] see hinana, homana. [1.2] 6 to be eaten; cf. hìnana; [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on mange [1.3, 1.8] |
Examples |
8 nohanin' ny saka ny hena (Le chat a mangé la viande) [1.3] 9 Tsy hohaniko io (Je ne mangerai pas cela) [1.3] 10 Ny hanina ho hanina, iny no asiana ody; [2.48] 11 Maniry hanina an-tenda toa amboa miambozon-koditra. [2.332] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word hanina |
Entry (2/4) | 20 hanina |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 Sakafo, nahandro: Tsy mbola azo omena hanina ity marary 23 lanina: Nohanin' ilay karilahy iny fotsiny ny volako [1.1] |
Explanations in English |
24 food, victuals, viands, nourishment [1.2] 25 food, nourishment [1.7] |
Explanations in French |
26 nourriture, vivres [1.3, 1.8] 27 aliments [1.3] |
Examples |
28 Tsy mahalatsaka hanina ny marary (Le malade est incapable de prendre de la nourriture) [1.3] 29 Tsy azo omen-kanina ny marary (Il ne faut pas donner à manger au malade, il faut le mettre à la diète) [1.3] |
Analogs | 30 sakafo, nahandro, fahana, kabaka, tsakotsako, tsakitsaky, fihinanam-be, fanasana, filerana, fibobohana, vatsy, odilolo, odiam-bavafo, vonjy fo, fo tsy aritra, sakafo ambany foitra, sakafo maivana, sakafo sikina, sakafom-borondolo, sakafon-tsorohitra, angaredona, tsindrin-tsakafo, halemana, fialemana, otrikanina |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 37 Proverbs containing the word hanina |
Article |
38 Randzavola: hanina ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/4) | 39 hanina |
Part of speech | 40 noun |
Explanations in Malagasy |
41 Fahatsiarovana arahin' alahelo, embona: Ny hanina ny havana any lavitra [1.1] |
Explanations in English |
42 longing, eager desire, affection; regret. [1.2] 43 longing, regret [1.7] |
Explanations in French |
44 regret, chagrin causé par la perte ou l'éloignement de ce qu'on aime [1.3] 45 regret causé par l'éloignement [1.8] |
Vocabulary |
46 Emotions |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 50 Proverbs containing the word hanina |
Entry (4/4) | 51 hañina |
Part of speech | 52 noun |
Explanations in Malagasy |
53 rivotra [Sihanaka]
[1.78] |
Vocabulary |
54 Meteorology |
Anagrams | 55 hanain, hanany, hanina, hañina, hinana, ihanan, nahany, nahina, nanahy, nihana |
Updated on 2023/05/20 |