|
|
|
|

Entry1  matihanina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza mpiasa na mpampianatra manao ho fototr' asa mandavan' andro ny raharaha ataony, na asa tsotra izany na fampianarana (mifanohitra aminy: mpanao an-tselika)
Explanations in English  4  [1.7][maty hanina] on full salary for a job
Explanations in French  5  [1.8][maty hanina] salarié pour ce qu'on fait
Elementary words  6  maty, hanina

Anagrams  7  hamintiana, hanamainty, matihanina, maty hanina, namitahany

Updated on 2025/01/21