Entry | 1 hanin-kanina |
Elementary words | 2 hanina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 vodiondrim-barotra izay lany maina raha mitsoa-pahana tsy hividy indray ilay nanome [1.1] |
Examples |
5 Tafaverina i Benoà, nitondra an-karona ny haninkanina novidina. [2.270#] 6 Ny vokatray rehetra nozaraina hiveloman' izy ireo : haninkanina sady betsaka no maro karazana nisy nanovaovana. [2.643#] |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word hanin-kanina |
Anagrams | 8 hanin-kanina, hanin-kinana, hinankinana |
Updated on 2023/05/20 |