Entry (1/2) | 1 haniñy |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in French | 3 à manger [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
4 Fôtony mankamaro haniny ke! [2.150#100] |
Entry (2/2) | 5 haniny (hana) |
Part of speech | 6 participle hanina and pronoun |
Examples |
7 Ravarava sy maintin' ny paraky haniny kosa ny nifin' ny ato. [2.470#38] 8 Tsy hitanao va ity zavatra rehetra haniny sy sotroiny isan' andro? [2.996#34.014.005] 9 Kanefa na masiaka aza ny mamba, ny eny an-tanety tsy mba haniny akory; [2.587#] |
Anagrams | 10 haniny, haniñy, haniny, haniñy |
Updated on 2021/02/20 |