Entry 1/2 rivotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aera mihetsika mivoivoy eny amin' ny habakabaka [1.1]
Explanations in English Wind, air [1.7]
Explanations in French Vent [1.3, 1.8]
 Brise [1.3]
 Air [1.8]
Examples 
1Rehefa tokony ho fahatelon'alina no sisa, dia nitehina namirifiry fatratra ny rivotra, ary nilatsaka ny fanala. [2.324]
2ny fifanolosoloan' ny rivotra ao an-tratrany, dia toa tsy misy intsony. [2.470]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : rivotra, rivotro, rivotrao, rivony, rivotsika, rivotray, rivotrareo, rivotr', rivo-, rivotry
Prefixed : -drivotra, -drivotro, -drivotrao, -drivony, -drivotsika, -drivotray, -drivotrareo, -drivotr', -drivo-, -drivotry
Derivatives 
Compound words 
Hyponyms 
Toponyms 
Analogs  aera ~ atmosfera
Proverbs 
Article 

Entry 2/2 rivotra
Part of speech noun
Explanations in French Vitesse, rapidité [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/06/12