|
|
|
|

Entry (1/3)1  ampela
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taimoro] zazavavy
4  [1.78] [Taisaka, Bara, Betsileo, Tandroy, Tanosy] vehivavy
5  [1.78] [Betsileo] vavy
6  [1.78] [Tandroy] vady: Mba ampela soa iñeo
7  [1.1] vehivavy, tovovavy
Explanations in English  8  [1.2] a girl, a woman. See vehivavy.
9  [1.7] [Provincial] a girl or woman
Explanations in French  10  [1.19] [Tankarana] femme, fille. (Vaiàvy).
11  [1.8] [Provincial] jeune fille, femme
Examples  12  O Z' ampela roy e! [2.606]
13  Eka, hoy ampela ehy. [2.150]
Derivatives 
14  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  32  Proverbs containing the word ampela

Entry (2/3)33  ampela
Part of speech  34  noun
Explanations in Malagasy  35  [1.1] zavatra boribory toy ny lelavola na ny felana mivohon-tsotro ny tavany ilany, ary misy loaka eo afovoany amin'ny tavany ilany ao ambadika, mba hitsofohan'ny tahony; ny ampela dia atao fanantsodiana na fanasinana ny kofehy hotenomina
Explanations in English  36  [1.2] a spindle, used for spinning or winding cotton, silk, etc.
37  [1.7] a spindle
Explanations in French  38  [1.8] fuseau ; quenouille
Examples  39  ary mihazona ny ampela ny rantsan-tanany. [2.996]
Compound words 
Proverbs  45  Proverbs containing the word ampela

Entry (3/3)46  ampela
Part of speech  47  noun
Explanations in Malagasy  48  [1.1] [Sakalava] Rivotra avy andrefana
Vocabulary  49  Meteorology
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  71 

Updated on 2025/01/21