|
|
|
|

Entry (1/2)1  ambarao
Part of speech  2  imperative of passive verb ambara
Explanations in French  3  Qu'on révèle, manifeste, dit, signifie: Nambarany ny anaran’ ilay nangalatra (Il a révélé le nom de celui qui a volé) ~ Izao no ambarako aminao (Voici ce que j'ai à vous dire) [1.3#26]
Examples  4  ambarao ny sitrakao, ka ny kanto mba idiro. [2.1022#]
5  Koa raha mba misy fantatrareo, ambarao aminay. [2.324#]
Tables and plates  6  All the passive imperatives

Entry (2/2)7  ambarao
Part of speech  8  noun
Vocabulary  9  Meteorology
Explanations in Malagasy  10  Andian-drahona fotsy mitsangana erỳ avaratra andrefana mitondra rivotra [1.1]
hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  18  ambaora, ambarao, amboara

Updated on 2023/03/19