Entry (1/2) | 1 raorao |
Root | 2 rao |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra misy marokoroko ny ivohony, hasaosao, harokoroko 5 Adiady, fifandirana, tsy fifanarahana: Hialako io raharaha io fa toa be raorao be ihany. [1.1] |
Explanations in English |
6 roughness [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
7 rugosité [1.8] |
Examples |
8 Omenay malalaka, omenay madiodio, omenay mangarangarana, tsy: misy raorao, tsy misy tohany, tsy misy tsikalany, tsy misy tongotra hitsipaka, tsy misy tanana handrangotra; [2.346] 9 Raha mba nahay nanombana ny tena vidin' i Masy marina aho, fa tsy nanakalo azy tamin' ny akanga tsara soratra, dia angamba ho nilamina tsy nisy raorao ny fiainako manontolo. [2.471#61] |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word raorao |
Entry (2/2) | 12 raorao |
Part of speech | 13 noun |
Vocabulary |
14 Meteorology |
Explanations in Malagasy |
15 Fofon-drivotra mangatsiaka alohan' ny orana [Sakalava]
[1.1] |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 23 raorao, roaroa |
Updated on 2024/10/30 |