|
|
|
|

Entry1  añintafara
Elementary words  2  añina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Rivotra mitsoka any amoron-tsiraka amin' ny ririnina, avy atsimo mianavaratra na avy atsimo andrefana mianavaratra atsinanana ka mitondra orana; maharitra eo amin' ny hateloana eo ny orana, fa ny andro ratsy mitohy herinandro; ny anintafara dia amantaran' ny mpanjono ny fiavian' ny zompona
5  [1.78] [Tambahoaka] rivotra mahery
Vocabulary  6  Meteorology
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  28 

Updated on 2025/01/21