Entry | 1 zazavavy |
Elementary words | 2 zaza, vavy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 [1.3] petite fille |
Examples |
5 [2.895#] Somary nientan-kafaliana ity zazavavy. 6 [1.437#] Dia ravahana izay zazavavy tsara tarehy. 7 [2.928#] Tsy fantatro akory izany zazavavy izany. 8 [2.4] Fantatro avy hatrany fa vahiny ilay zazavavy. 9 [2.499] Mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny. |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |