|
|
|
|

Entry1  atmosfera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rivotra sy gazy manodidina ny tany
4  [1.13] faritra manodidina ny bolantany misy etona sy rivotra samihafa antoky ny fiainana
Explanations in French  5  [1.13] atmosphère
Examples  6  [2.499] Navesatra ny atmosfera, fa nitataovan-drahona!
7  [1.38] ary dia nakarina ho any amin' ny atmosfera ambony izy.
Analogs  8  aera, rivotra
Compound words 

Updated on 2024/12/12