|
|
|
|

Entry (1/2)1  aera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazan' entona iainan' ny zavamananaina rehetra, ka ny fivoivoizan' io entona io no mahatonga ny rivotra: Aera mahamay no fohin' ny miaina, ka indreny ny biby fiompy valabalaka mamonjy alokaloka...(Auguste Rajaonarivelo)
Explanations in French  4  [1.13] air
Examples  5  Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny. [2.324]
Vocabulary  6  Chemistry
Analogs  7  atmosfera, rivotra

Entry (2/2)8  Aera
Part of speech  9  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  10  [2.996] Arah
Explanations in French  11  [2.996] Arah
Vocabulary  12  Holy Scriptures
Other spellings  13  ara

Anagrams  14  aare, aera, arae, area

Updated on 2020/07/31