|
|
|
|

Entry (1/2)1  rivo-doza
Elementary words  2  rivotra, loza
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro
5  [1.13] rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza
Explanations in French  6  [1.13] cyclone
Examples  7  Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza. [2.445]
8  Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; [4.27]
9  Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava [4.14;2012/02/18]
Vocabulary  10  Meteorology
Synonyms  11  rivo-mahery
Titles  12  Rivo-doza (Rajemisa-Raolison Régis)
Quotes  13  Texts mentioning rivo-doza
Illustrations 
14  15 

Entry (2/2)16  Rivo-doza
Elementary words  17  rivo-doza
Part of speech  18  name (play) [Full list]
Vocabulary  19  Literature: plays
Author  20  Rajemisa-Raolison Régis
Publishings  21 

Anagrams  22 

Updated on 2025/01/21