|
|
|
|

Entry (1/2)1  rivo-doza
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro
4  [1.13] rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza
Explanations in French  5  [1.13] cyclone
Examples  6  [2.445] Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza.
7  [4.27] Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza;
8  [4.14;2012/02/18] Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava
Vocabulary  9  Meteorology
Elementary words  10  rivotra, loza
Synonyms  11  rivo-mahery
Titles  12  Rivo-doza (Rajemisa-Raolison Régis)
Quotes  13  Texts mentioning rivo-doza
Illustrations 
14  15 

Entry (2/2)16  Rivo-doza
Part of speech  17  name (play) [Full list]
Vocabulary  18  Literature: plays
Elementary words  19  rivo-doza
Author  20  Rajemisa-Raolison Régis
Publishings  21 

Anagrams  22  rivo-doza, Rivo-doza

Updated on 2025/04/19