|
|
|
|

Entry (1/3)1  loza
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra mampahita fahavoazana lehibe, toy ny fahafatesana, faharavam-pananana, sns...: Saika nahita loza Rabe tamin' ny diany farany tao
4  Zavatra miterapahavoazana lehibe ho an' olon-tokana na maro: Tsy misy loza mihoatra noho ny adim-pirenena [1.1]
5  voina mihatra tsy ampoizina [1.13]
Explanations in English  6  calamity, danger [1.7]
Explanations in French  7  calamité, danger [1.8]
8  accident [1.13]
Examples  9  loza loatra re io vola io! [2.499]
10  Ny olona aza no tena loza. [2.472]
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Analogs  18  antambo, zo, voina, angano, angano latsaka, faisana, fahonana, sampona, tambàna, tra-doza, tra-boina, idirandoza, iharan-doza, idiran' angano, mahita angano, fohehatra, voan' ny patsa iray tsy omby vava, voan' ny tain' akoho mahalavo, sendra ny mangidy tsy telina, mampidi-doza, mamohehatra, mampiditra angano, mamoa-tsampona, mahatsiravina
Compound words 
Zoonyms 
Titles  24  Raoly sy ny rendez-vous mampidi-doza (Ramaholimihaso Ulysse)
Proverbs  25  Proverbs containing the word loza

Entry (2/3)26  loza
Part of speech  27  adjective
Explanations in Malagasy  28  masiaka [Bezanozano] [1.78]
29  Masiaka izaitsizy: Olon-doza, hono, izany Néron izany
30  Enti-milaza olona na zavatra mampitola gaga, tsy eran-tany (na amin' ny lafiny tsara na amin' ny lafiny ratsy): Loza Ikoto raha hihazakazaka [1.1]
Explanations in English  31  angry, fierce, frightful [1.7]
Explanations in French  32  cruel, intraitable, dangeureux [1.8]
Compound words 

Entry (3/3)34  Loza
Part of speech  35  name (toponym) [Full list]
Explanations in French  36  fleuve de la préfecture d'Antsohihy formé par la confluence de la Doroa ... et la Tsinjomorana, forme, dans le canton de Befandriana, par la confluence de l'Ankazabo et l"Antsimpororona ... Il reçoit sur sa rive droite l'Ankofia grossie de l'Anjingo et l'Irony, la Maevarano ..., l'Ambariolava et l'Anjango [1.11]
Vocabulary  37  Geography: rivers, lakes

Anagrams  38  lazo, loza, Loza

Updated on 2023/08/12