Entry |
antambo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
Fambara loza, loza [1.78]
|
| [Sihanaka, Tanala]
Loza [1.78]
|
| Loza lehibe mahavoa antokon' olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray itỳ antambo lazainao? [1.1]
|
Explanations in English | Great calamity, distress. Often joined with loza, as loza amana antambo. See loza, angano. [1.2]
|
| A calamity [1.7]
|
Explanations in French | Malheur, calamité [1.8]
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
antambo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Biby dia masiaka fahizay ary tsy misy intsony ankehitriny [1.78]
|
Vocabulary |
|