Entry | 1 afaha loza aman-antambo |
Elementary words | 2 afaha, loza, amana, antambo |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in English |
4 [1.2] may (you) be free from all danger and calamity. |
Explanations in French |
5 [1.3][afaha loza amin' antambo] soyez exempt de malheur |
Examples |
6 fa aza ny ratsy no ifanodiavana, dia afaha loza amana an-tambo isika mianakavy; [2.857] 7 Trarantitra aza marofy hianao, mandrosoa voninahitra, misandrata amtn' izay ambony indrindra, ho vivato aina ary afaha moramora amin' ny loza sy ny antambo! [2.587] |
Updated on 2024/12/07 |