Entry | 1 afaha loza aman-antambo |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in English |
3 [1.2] may (you) be free from all danger and calamity. |
Explanations in French |
4 [1.3][afaha loza amin' antambo] soyez exempt de malheur |
Examples |
5 [2.857] fa aza ny ratsy no ifanodiavana, dia afaha loza amana an-tambo isika mianakavy; 6 [2.587] Trarantitra aza marofy hianao, mandrosoa voninahitra, misandrata amtn' izay ambony indrindra, ho vivato aina ary afaha moramora amin' ny loza sy ny antambo! |
Elementary words | 7 afaha, loza, amana, antambo |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |