Entry |
mandoza
(loza)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mahatonga, mitera-doza: Mandoza ny areti-mifindra fa mandripaka vahoaka Manambara loza: Lazain' ny olona fa mandoza ny akoho manatody malemy Mandry amin' olon-tsy heny, miray amin' olona tsy azo vadina: Nampihorika ny ambanilanitra ny nataony fa nandoza ilay tsy valahara [1.1]
|
Explanations in English | To do evil; to signal a coming calamity [1.7]
|
Explanations in French | Faire le mal; présager un malheur [1.8]
|
Examples | Ny biby mandoza tsy tambo, Ny tazo mamely dia misy, Ka aza mandeha, sombin' aiko!
[2.69]
|
Morphology |
Present : |
mandoza |
Past : |
nandoza |
Future : |
handoza |
Imperative : |
mandozà |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
mandoza
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Manambady havana [1.78]
|
|
Entry |
mandoza
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
Maka ankeriny (vehivavy) [1.78]
|
|
Entry |
mandozà
(loza)
|
Part of speech | imperative of active verb mandoza
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
|