|
|
|
|

Entry (1/4)1  mandoza
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mahatonga, mitera-doza: Mandoza ny areti-mifindra fa mandripaka vahoaka
Manambara loza: Lazain' ny olona fa mandoza ny akoho manatody malemy
Mandry amin' olon-tsy heny, miray amin' olona tsy azo vadina: Nampihorika ny ambanilanitra ny nataony fa nandoza ilay tsy valahara
Explanations in English  4  [1.7] to do evil; to signal a coming calamity
Explanations in French  5  [1.8] faire le mal; présager un malheur
Examples  6  [2.69#] Ny biby mandoza tsy tambo, Ny tazo mamely dia misy, Ka aza mandeha, sombin' aiko!
Root  7  loza
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mandoza

Entry (2/4)14  mandoza
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16  [1.78] [Sihanaka] manambady havana

Entry (3/4)17  mandoza
Part of speech  18  active verb
Explanations in Malagasy  19  [1.78] [Tanosy] maka ankeriny (vehivavy)

Entry (4/4)20  mandozà
Part of speech  21  imperative of active verb mandoza [Full list]
Explanations in Malagasy  22  [1.1]
Root  23  loza

Anagrams  24  andozam, mandazo, mandoza, mandozà

Updated on 2025/04/13