|
|
|
|

Entry1  mankaloza
Root  2  loza
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mahatonga ho ratsiratsy kokoa: Vao mainka nankaloza azy ny teny nataoko taminy
5  Mahatonga hasiaka, mankasiaka: Aza mankaloza ny alika fa laniny eo fanais [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Proverbs  9  Proverbs containing the word mankaloza

Anagrams  10  ankalozam, mankaloza

Updated on 2023/01/20