|
|
|
|

Entry (1/5)1  angano
Root  2  angana
Part of speech  3  imperative of passive verb anganina [Full list]

Entry (2/5)4  angano
Root  5  gana
Part of speech  6  imperative of relative verb anganana [Full list]

Entry (3/5)7  angano
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Tantara ifandovana an-dovantsofina mampiseho zavatra toa tsy azo inoana, izay angamba marina ihany tany an-tendrony, saingy novaovan' ny taranaka nifandimby taty aoriana: Ny anganon' Ikotofetsy sy Imahakà
Zavatra sarotra inoana: Aza milaza angano eo re ianao, ry Ingahy itỳ
Karazan-javatra hafahafa atao fanampin-kanina, fanampin' akanjo (amin' ity hevitra ity, dia mazàna ny endrika verindroa no fampiasa): Tonga tao daholo izao anganonganon-kanina rehetra izao.
10  [1.13] tantara tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana
Explanations in English  11  [1.2, 1.7] a fable
12  [1.2] a tale, a story. [Swa. ngano, a tale, a fable; Ar. algina, pl. algani, a song, a ditty.]
Explanations in French  13  [1.3#44, 1.8, 1.54, 1.13] conte
14  [1.3#44, 1.8] fable
15  [1.3#44] farce, historiette
16  [1.3#44] enjolivements, superfétation
Vocabulary  17  Literature: (in general)
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Relative verbs :
21  Names :
22  Adjectives :
Analogs  23  anjabobo, anoano, arira, fasitara, habobo, haga, karijo, tantaravalamaty, taria
Compound words 
Titles  27  Angano aman-tantara : famakian-teny (Rabenandrasana Lalao François)
28  Anganon' i dadatoa : niainga hono, indray andro hono (Rabenandrasana Lalao François)
29  Anganon'ny Ntaolo : Tantara mampiseho ny fomban-drazana sy ny finoana sasany mananany (Dahle L.)
Proverbs  30  Proverbs containing the word angano
Quotes  31  Texts mentioning angano
Article  32  Randzavola: angano ao amin' ny Baiboly

Entry (4/5)33  angano
Part of speech  34  noun
Explanations in Malagasy  35  [1.78] [Betsimisaraka] fanafintohinana
36  [1.1] Loza, fahafatesan-kavana: Nahita angano itỳ isika mianakavy
Explanations in English  37  [1.2] trouble, calamity
38  [1.7] a calamity
Explanations in French  39  [1.3#44, 1.8] malheur
40  [1.8] calamité
Compound words 

Entry (5/5)43  angano
Part of speech  44  noun
Explanations in French  45  [1.3#44] chose extraordinaire: Anganon-kanina izany! (Quelle variété extraordinaire de mets!)

Anagrams  46 

Updated on 2025/01/21