Entry | taria | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Resaka, teny [1.78] | ||||||||||||
Resaka na dinika lavareny: Aza lava taria eo ianao [1.1] | |||||||||||||
Explanations in French | Causerie interminable [1.54] | ||||||||||||
Examples | Nony nafanafana ny resaka sy taria, dia izao no re hentitra sy miavaka tsara:
[2.470] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Analogs | angano ~ anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty | ||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word taria | ||||||||||||
Anagrams | tairà , taray, taria |
Updated on 2020/07/31 |