Entry |
arira
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan' angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa efa niova be ihany ka tsy azo inoana araka ny tarehy isehoany ankehitriny (ohatra Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano). [1.1]
|
Explanations in English | A legend, a fable [1.2, 1.7]
|
Explanations in French | Histoire amusante [1.54]
|
| Conte, histoire amusante [1.8]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
Analogs |
angano ~
anjabobo ~
anoano ~
fasitara ~
habobo ~
hagà ~
karijo ~
tantara valamaty ~
taria |
Proverbs |
|