Entry | lozabe | |
Elementary words | loza ; be | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Masiaka aoka izany [1.1] | |
Explanations in French | Cruel, sévère [1.3, 1.5] | |
Intraitable, méchant, sauvage [1.3] | ||
Féroce [1.5] | ||
Examples | Fa niteny indray ny vadiny hoe : "Mijanona ihany re hianao, ry havako, fa lozabe anie ikaky, ka raha miteny izy, dia varatra no mirefotra, sady ny fitoerana any an-danitra koa dia tsy azonao itoerana.
[2.69] | |
Proverbs | Proverbs containing the word lozabe | |
Updated on 2023/08/12 |