|
|
|
|

Entry1  afa-doza
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona efa teo ambavahoanan' ny loza nefa afaka soa aman-tsara; voavonjy soa aman-tsara tamin' ny loza saiky nahavoa ny tena
Explanations in English  4  [1.2] [loza, calamity, danger.] Free from pain or trouble, released from danger, rescued from an impending calamity.
Elementary words  5  afaka, loza
Synonyms  6  afa-paty
Proverbs  7  Proverbs containing the word afa-doza

Updated on 2024/12/10