|
|
|
|

Entry1  mampidi-doza
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  mampahita loza, mamohehatra [1.1]4  mety hiteraka loza raha tsy misy fitandremana [1.13]
Explanations in French  5  dangereux [1.13]
Examples  6  Ny fanapahan-dalana anefa no matetika mampididoza. [2.117#]
7  Fa izahay ankizy hono, tsy mahazo mandrehitra fa sao mampididoza. [2.332#]
8  Fa, mba tsy hisiana zavatra mampididoza, tamin' ny voalohandohany, lefona tsy nisy lela no nampiasaina. [2.270#]
Elementary words  9  mampiditra, loza
Proverbs  10  Proverbs containing the word mampidi-doza

Updated on 2023/02/21