Entry | 1 rivo-balala |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] rivotra maimaina izay mialoha ny fiavian' ny valala ary heverin' ny olona ho mitondra aretina (sery) |
Explanations in French |
4 [1.3#538] Brise lourde qui annonce parfois l’approche des sauterelles ; brise lourde qui donne mal à la tête |
Elementary words | 5 rivotra, valala |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |