Entry | 1 maka rivotra |
Elementary words | 2 maka, rivotra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena [1.1] |
Explanations in English |
5 To take exercise, seeking fresh air. [1.2] |
Examples |
6 Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy; [2.59#] |
Updated on 2023/04/16 |