|
|
|
|

Entry (1/4)1  maka
Root  2  aka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bokiko teto ambony latabatra
Mandeha mba hitady ary hitondra, miharana: Lasa naka rano any am-pantsakana i Soa, ary naka kitay any an-tsaha i Benaivo
Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: Lasa naka dokotera i dada fa manavy ny zandrinay
Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: Ndeha maka antsy atsy atsinanana atsy, ry Veto a!
Explanations in English  5  [1.2] to fetch, to bring, to take
6  [1.7] to take, to fetch
Explanations in French  7  [1.8] prendre, chercher
Examples  8  tsy maka tsy an-tampon-kandrina, tsy mivoaka afa-tsy an-taro-po : mahavoa iny, mahafaty; [2.69#]
9  Amin' ny iray anie e, hoy indray izy mamerina ny hafatra sady maka toky amin' ny mpanofa. [2.470#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  49  Proverbs containing the word maka

Entry (2/4)50  ma
Root  51  aka
Part of speech  52  imperative of active verb maka [Full list]
Examples  53  Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [1.1]

Entry (3/4)54  maka
Part of speech  55  noun
Explanations in Malagasy  56  [1.78] [Tambahoaka] volana fahafito amin'ny taona
57  [1.78] [Taisaka] volana fahaenina amin'ny taona (Jona)
58  [1.78] [Bara] volana fahaefatra amin'ny taona
59  [1.78] [Bezanozano] anaram-bolana fahavalo amin'ny taona
Vocabulary  60  Time
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (4/4)137  Maka
Part of speech  138  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  139  [2.996] Maacah
Explanations in French  140  [2.996] Maaka
Examples  141  makatita no natao anaran' ny mponina tao maka [1.38]
Vocabulary  142  Holy Scriptures
Synonyms  143  maaka, maaka, maakà
Biblical quotes  144  Chapters and verses mentioning Maka
Article  145  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Maka

Anagrams  146 

Updated on 2025/01/21