Entry (1/4) | 1 safary |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Teny misafelipelika handroboana ny sasany; olakola-teny mba hanalavana taria: Aza be safary eo ianao fa izay hevitrao ambara [1.1] |
Derivatives |
|
Synonyms | 9 saroro |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word safary |
Entry (2/4) | 13 safary |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 làlana na làlam-be na kely (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [Bara]
[1.353#62] |
Entry (3/4) | 16 safary |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 volana fahaefatra amin'ny taona [Tanosy]
[1.78] |
Vocabulary |
19 Time |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Entry (4/4) | 96 safary |
Part of speech | 97 noun |
Explanations in French |
98 (au sens général : qui fait des contours ; allusion au port tortueux et rampant de la plante). Boerhavia repens L. (Nyctaginaceae). La décoction est souvent administrée comme purgatif. [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulary |
99 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 101 farasy, firasa, safari, safary |
Updated on 2024/10/30 |