|
|
|
|

Entry1  zanvie
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1#1055] Volana voalohany amin' ny taona araka ny fanisanandro vahiny antsoina hoe kalandrie; iraika amby telopolo no isan' ny andro amin' ny volana Zanvie
Explanations in English  4  [3.1] January
Explanations in French  5  [3.1] janvier
Examples  6  Ary dia mbola mandry eritreritra soa aman-tsara isika manatri-maso ny fahalevonan' ny Vatravatra, safary, hatsiha songonan' ny zanvie, febroary, martsa. [2.285#]
Vocabulary  7  Time
Synonyms  8  janoary
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  85  Measure of Time

Anagrams  86 

Updated on 2025/01/21