Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
volana fahatelo amin'ny taona
4 [1.78] [Taimoro]
fararano, ririnina
5 [1.78] [Taisaka]
tonontaona mangatsiaka, ririnina (may - jolay)
6 [1.78] [Bara]
ririnina
7 [1.78] [Bezanozano]
volana fahenina amin'y taona
8 [1.78] [Betsimisaraka]
volana iray amin'ny volana. Mahery varatra io volana io. Volana faha-12: Ny volana asotry no mamarana ny taona
9 [1.78] [Sihanaka]
anaram-bolana voalohany amin'ny taona
10 [1.13] fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana
|