Entry | 1 main-tany |
Elementary words | 2 may, tany |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana ny fizaran-taona tsy misy orana, ny ririnina 5 [1.13] fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana |
Explanations in French |
6 [1.13] saison sèche |
Vocabulary |
7 Geography: (in general) |
Synonyms | 8 asotry, ririnina |
Compound words |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/28 |