|
|
|
|

Entry (1/2)1  asorotany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.10] anaran' ny volana fahefatra, reni-vintana eo amin' ny zorony atsimo-atsinanana.
Ataon' ny mpanandro hoe farafara-akora koa ny anarany, nefa tsy fantatra mazava izay heviny amin' izany.
4  [3.1]
5  [1.1] Anaran' ny volana fahefatra amin' ny filaharan' ny volana malagasy merina, aorian' ny Adizaoza ary alohan' ny Alahasaty, ka ny toerana omena azy ao an-trano dia eo amin' ny zoron-trano atsimo atsinanana
Fanandroana: Vavany: raha tsy maty kely dia tratra antitra, omena olon-kafa havana fa andro mahery, tsy tezain-dray aman-dreny; vontony: tratra antitra; vodiny: tsara, manan-karena, raha tsy maty kely dia tratra antitra
Explanations in English  6  [1.2] the name of the fourth month of the Malagasy year. [Ar. As-saratanu - Cancer.]
Examples  7  koa dia nody Antananarivo tamy ny andro Alakamisy 14 asorotany 1864. [2.59]
Vocabulary  8  Time
9  Religions, Beliefs
Compound words 
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  87  Proverbs containing the word asorotany
Tables and plates  88  Measure of Time

Entry (2/2)89  asorotany
Part of speech  90  noun
Explanations in Malagasy  91  [1.13] zana-pehintany avaratry ny fehibe
Explanations in French  92  [1.13] tropique du Cancer
Vocabulary  93  Geography: (in general)
Analogs  94  adijady, zana-pehintany
Illustrations 
95 

Anagrams  96 

Updated on 2025/01/21