|
|
|
|

Entry1  hazandrano
Elementary words  2  haza, rano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  anarana iraisan'ny biby fanjono [1.13]
Explanations in English  5  [rano, water.] fish, shrimps, water snails, etc., used as food. See laokan-drano. [1.2]
6  fish; cf. trondro [1.7]
Explanations in French  7  nom générique des poissons et de tout ce qu'on pêche [1.13]
Examples  8  Mihemotra ny onja, sintonina ihany ny lakana hipoky ny hazandrano. [2.499#12]
9  Rehefa lasa lavidavitra ny mpaka hazandrano, niteny indray ilay Vazaha lehibe. [2.472#241]
10  Mampaninona na ny lohany na ny rambony no ahazoana ny hazandrano, rehefa azo ihany? [2.297#]
Vocabulary  11  Zoology: fishes
12  Economy: food
Analogs  13  trondro
Proverbs  14  Proverbs containing the word hazandrano
Tables and plates  15  Dried fish
Article  16  Randzavola: hazandrano ao amin' ny Baiboly

Anagrams  17  handrozana, hazandrano

Updated on 2023/12/02