|
|
|
|

Entry1  haza
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Izay azo amin' ny fanenjehana na fisamborana biby dia na amin' ny fanjonoana: Inona avy ny haza nentinareo
9  Izay azon' ny biby dia eny am-pirembena hataony sakafo: Ny amboadia mitondra ny hazany any anaty zohy. [1.1]
Explanations in English  10  a chase, a hunt, game; spoil taken in hunting, as different from what is entrapped, ensnared, or shot [1.2]
11  something gotten by hunting or fishing, game [1.7]
Explanations in French  12  pêche au filet ; chasse. [Tankarana] [1.19]
13  butin de la chasse, produit de la pêche [1.8]
Examples  14  Raha misy mahazo haza toy ny akanga, foza ets. [1.436#]
15  nahazo haza indray izy roa lahy, ka nasain'ny liona nozarain' ny ampondra. [2.293#]
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  18  Proverbs containing the word haza
Article  19  Randzavola: haza ao amin' ny Baiboly

Anagrams  20  haza, zaha

Updated on 2022/07/30