Entry |
toha-
|
Part of speech | morphological form of tohatra
|
Compound words |
|
|
Entry |
toha
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Azo ihafiana; zaka; lefitra; aritra: Tohanao ve izany teny famingavingana izany [1.1]
|
Explanations in English | Can be resisted [1.7]
|
Explanations in French | à qui (quoi) on peut résister [1.8]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
toha
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Hanina tadiavin' ny biby dia; haza; remby: Mitatitra ny tohany ny vitsika. [1.1]
|
Explanations in English | Prey, spoils [1.7]
|
Explanations in French | Proie, butin [1.8]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
toha
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Rantsan-kazo amatorana ny raty amin'ny tafo [1.78]
|
|