|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanohana
Root  2  tohana
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina manohana, izany hoe manakana, na manisy zavatra hiaro tsy hirona na hianjera
5  Azo tohaina [1.1]
Examples  6  Olona fatra-panohana ny mahantra izy [1.1#630]

Entry (2/2)7  fanohana
Root  8  toha
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  Fanakanana, fanoherana [1.1]
11  singa mametra ny fikorisan'ny piesy iray [1.13]
Explanations in French  12  butée [1.13]

Anagrams  13  fahonana, fanahona, fanohana, fonahana

Updated on 2023/01/20