|
|
|
|

Entry (1/4)1  tohana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zava-miaro tsy hianjera: Asivo tohana ity rindrina ity sao mianjera
4  Andry iankinana, fiankinana, kiady: Izy no tohan' ny fianakaviany [1.1]
Explanations in English  5  a support, a prop [1.7]
Explanations in French  6  support, soutien [1.3, 1.8]
7  étai, appui, pilier, tuteur, pièce servant de contrefort, les chevalets du valiha, du violon
8  figuré: opposition, assistance, secours, protection, défense [1.3]
Examples  9  fa raha ataonao tsara tohana ireny, tsy mba haniry haolo ianao. [2.298#53]
10  Nahazo tohana betsaka tamin' ireo Zanamalata (na metisy) namany koa izy. [2.508#253]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/4)25  tohana
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27  Tsy fivalanana [1.1]

Entry (3/4)28  tohana
Part of speech  29  noun
Explanations in Malagasy  30  tohotra, nonon'omby [Tambahoaka] [1.78]

Entry (4/4)31  tòhaña
Part of speech  32  noun
Explanations in Malagasy  33  fefy [Sihanaka] [1.78]

Anagrams  34  ahanto, atohan, haaton, hanato, hanota, hantao, hataon, hatona, hotana, nataho, natoha, notaha, tahona, tanaho, tòhaña, tohana

Updated on 2023/08/19