Entry | 1 fitohanana |
Root | 2 tohana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#355] Faharetana elaela tsy mivalana: Misy milaza fa ny fitohanana dia mariky ny fitomboana ho an' ny zazakely Fiankinana: Asivy fitohanana itỳ zanakazo itỳ fa mita hitolefika |
Explanations in French |
5 [1.3#709] L’action de s'appuyer sur, l'étai, l’aide, le lieu, le motif |
Anagrams | 6 |
Updated on 2025/01/21 |