|
|
|
|

Entry1  tohanana
Root  2  tohana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Asiana zava-misakana tsy hianjera: Tokony hotohanana ity andry ity fa toa malemy
5  Tantanana tsy hianjera: Tohano io marary io fa fanina
6  Sakanana tsy ho avy: Moa ve azo tohanana tokoa ny havandra?
7  Sakanana: Notohanany aho tsy hiditra, ka lasa nisintona amim-pahendrena.
8  Ampiana: Notohanany ny kamboty sy mananotena fahavelony [1.1]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word tohanana

Anagrams  14  ahantona, tananaho, tohanana

Updated on 2023/01/20