Entry | 1 tohan-karatra |
Elementary words | 2 tohana, karatra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ilazana ny hazo manohana ny haratra amin' ny tafontrano ary anambarana koa ny safeli-teny amin' ny lahateny izay misy hafetsena hoentina mandresy lahatra [1.1] |
Explanations in French |
5 échantignole [1.13] |
Updated on 2023/08/19 |