|
|
|
|

Entry (1/3)1  karatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina
Explanations in English  4  [1.7] a card, a ticket
Explanations in French  5  [1.8] carte d'entrée, billet
Synonyms  6  bie
Compound words 

Entry (2/3)12  karatra
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana
Analogs  15  hetra, isam-pangady, tongoamihonkona, vodihena, hajia, karamanga
Compound words 

Entry (3/3)19  karatra
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  [1.1] Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony
Vocabulary  22  Game
Synonyms  23  karatra filalaovana
Analogs  24  joro, lalitra, tangontsotrobe, samamena
Compound words 
Illustrations 
27 

Updated on 2024/12/12