Entry | 1 karamanga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karatra alain' ny fanjakana amin' ny vola miditra amin' ny tena; hetra aloa arakaraka ny vola miditra amin' ny tena mandritra ny taona |
Explanations in French |
4 [1.5] impĂ´t sur le revenu |
Vocabulary |
5 Economy: trade 6 Law |
Elementary words | 7 karatra, manga |
Anagrams | 8 karamanga, makaranga, mangaraka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |