|
|
|
|

Entry (1/2)1  lalitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Bibikely misy elany roa fatra-pipetrapetraka eny rehetra eny ka mitondra loto amin' ny tongony na ny faraingom-bava fitsentsefany, ary izany no mahatonga azy ho mpamindra aretina tsy anerany [1.1]
Explanations in English  4  a fly [Mal. lalat; amboyna lali] [1.2]
5  a housefly [1.7]
Explanations in French  6  mouche [1.8]
7  mouche, drosophile [1.13]
Examples  8  Inona no fanaon' ny olona raha misy lalitra? [2.270#]
9  Nifanehatra tamin' ireo vitsika izy, sendra moka sy lalitra koa. [2.445#]
10  Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy. [2.285#]
Vocabulary  11  Zoology: invertebrates
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  16  Proverbs containing the word lalitra
Article  17  Randzavola: lalitra ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)18  lalitra
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  Anaran-karatra filalaovana iray izay misy sari-na kodiadiamborona [1.1]
Explanations in English  21  clubs at cards [1.7]
Explanations in French  22  trèfle au jeu de cartes [1.3, 1.8]
Vocabulary  23  Game
Synonyms  24  elatra#mg.n.3
Illustrations 
25 

Anagrams  26  lalitra, lilatra

Updated on 2022/07/30