|
|
|
|

Entry (1/3)1  elatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  solon-tsandry ahafahan' ny vorona manidina rehefa akopakopany ka mikapoka ny rivotra: Vorona fohy elatra ny akoho [1.1]
Explanations in English  4  a wing [1.7]
Explanations in French  5  aile [1.3, 1.8]
Examples  6  Voromahery efa lava elatra no tao. [2.298]
7  Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [2.324]
8  ka nony tsy nahazo izay niriny dia nikopaka elatra. [2.643]
9  Tsimbotry no anaran' ny adrisa mbola kely tsy manana elatra. [2.332]
Vocabulary  10  Zoology: (in general)
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  22  Proverbs containing the word elatra

Entry (2/3)23  elatra
Part of speech  24  noun
Explanations in Malagasy  25  enti-milaza ny fisokatry ny lamba sy ny fikombony indray [1.1]
Explanations in French  26  action de s’entr'ouvrir comme le lamba, les rideaux [1.3]
Derivatives 
27  Active verbs :
28  Passive verbs :
29  Relative verbs :
30  Names :

Entry (3/3)31  elatra
Part of speech  32  noun
Explanations in Malagasy  33  anarana omena ny karazan-karatra lalitra, na matetika koa karazan-karatra tsy nananana raha milalao karatra [1.1]
Explanations in French  34  le trèfle au jeu de cartes [1.3]
Vocabulary  35  Game
Synonyms  36  lalitra
Illustrations 
37 

Anagrams  38  aelatr, aletra, elatra

Updated on 2023/07/14