Entry (1/3) | 1 hetra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 (taloha) Velaran-tany nomen' Andrianampoinimerina ny fianakaviana tsirairay avy izay nahavoka-bary nivelomany nandritra ny herintaona (eo amin' ny roapolo vary eo ho eo, na 240 dcl); io vary azo tamin' ny hetra io dia nakana am-pahany ho an' ny mpanjaka (inenin' ny vata) ka avy amin' izany kosa indray no nampiova ny hevitry ny teny hoe hetra taty aoriana 4 (ankehitriny) Vola aloa amin' ny fanjakana maha-olom-panjakana ny tena, ka misy atao hoe hetra isandahy (vola aloan' ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona izay efa nofoanana ankehitriny), ary ny hetrantrano, tany, omby...; izany hoe vola tsy maintsy aloa isan-taona amin' ny harena ananana [1.1] |
Explanations in English |
5 Taxes [1.7] |
Explanations in French |
6 Impôt, taxe [1.8, 1.5] 7 Redevance [1.5] |
Examples |
8 Azo anaovana fitakiana aty aoriana ny mpandoa hetra nanadino nanambara ny hetra izay zakainy, na nanao hosoka tamin' ny sara tsy hita fototra. [4.27#] 9 Tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-17, dia dia efa nampanaiky an' Antsihanaka Andriamandisoarivo, Mpanjakan' i Boina ka nampandoa hetra azy. [2.508#] |
Vocabulary |
10 Economy: finances, management |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word hetra |
Article |
20 Randzavola: hetra ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 21 hetra |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 Anarana hafa ilazana ny fehikibo. [1.1] |
Explanations in French |
24 Ceinture [1.5] |
Derivatives |
|
Synonyms | 30 fehikibo, fehinkibo |
Entry (3/3) | 31 hetra |
Part of speech | 32 adverb [Full list] |
Explanations in French |
33 depuis que. § hàtra. [Tankarana]
[1.19] |
Synonyms | 34 faitra |
Anagrams | 35 hetra, treha |
Updated on 2023/05/22 |